Mohammed Umar / Myriame Norontsoa Ramahandridona
Librería Samer Atenea
Kálamo Books
Librería Elías (Asturias)
Librería Kolima (Madrid)
Librería Proteo (Málaga)
The king of a rich and peaceful town comes up with a plan that he believes will make him even richer. When things do not go the way he expects, he does not solve the problem. Instead, he lets his anger lead him to make an even worse decision. Will the king learn that greed can cost more than it gains? Mahita drafitra izay inoany fa hahatonga azy ho manankarena kokoa ny mpanjakan’ny tanàna manankarena sy milamina iray. Rehefa tsy nandeha araka ny nantenainy anefa ny zava-drehetra dia tsy voavahany ny olana. Ny hatezerany indray no navelany hitarika azy handray fanapahan-kevitra ratsy kokoa aza. Ho fantatr’ilay mpanjaka ve fa mety ho be kokoa noho ny vola azony no laniny amin’izany tsy fetezana ho afa-po izany?