LibrerÃa Samer Atenea
LibrerÃa Aciertas (Toledo)
Kálamo Books
LibrerÃa Perelló (Valencia)
LibrerÃa ElÃas (Asturias)
Donde los libros
LibrerÃa Kolima (Madrid)
LibrerÃa Proteo (Málaga)
Maro dia maro tokoa ireo trangan-javatra miseho eo amin’ny fiainan’ny Malagasy, amin’ny vanimpotoana samihafa. Manana ny fomba amam-panaony ny Malagasy, isak’ireny trangan-javatra tsirairay ireny. Misy ny mitovitovy hatrany, nefa misy koa ny mampiavaka ny sasany. Nangonina ka noraiketina ao anatin’ity torohay ity ny fomba fanao sy ny fomba fitenin’ny Malagasy rehefa tojo ireny vanimpiainana ireny.