Librería Samer Atenea
Kálamo Books
Librería Elías (Asturias)
Librería Kolima (Madrid)
Librería Proteo (Málaga)
Fajar lives in the city and her dream is to visit her grandparents who live in the village for sometime. Fajar loves her grandparents and they love her too. She loves helping them in their daily work and listening to their stories. To make her dream come true, her parents take Fajar and her sibling to see their grandparents. Let us follow Fajar and see why she enjoys visiting her grandparents. Mipetraka any an-tanàn-dehibe i Fajar, ary maniry mafy ny hamangy sy hijanona elaela any amin’ny dadabeny sy nenibeny izay mipetraka any ambanivohitra izy. Tena tia ny dadabeny sy ny renibeny i Fajar, ary tia azy koa izy ireo. Tiany ny manampy azy ireo amin’ny asa fanaony isan’andro sy ny mihaino ny tantara tantarainy. Mba hanatanterahana izany faniriany izany, dia mitondra an’i Fajar sy ny iray tampo aminy hamangy ny dadabeny sy ny renibeny ny ray aman-dreniny. Andao anie isika hiaraka amin’i Fajar hijery ny antony mahatonga azy hankafy ny fitsidihana ny raibeny sy renibeny e.